plt_tn/pro/21/13.md

452 B

Ny olona izay manampina ny sofiny amin'ny fitarainan'ny mahantra

Fomba fiteny io. DH: "Izay tsy hihaino rehefa misy mahantra mangataka fanampiana"

tsy hisy hamaly azy

Ny teny hoe "hamaly" dia ilazana ny olona mihaino olon-kafa izay mangataka fanampiana ary mihetsika mba hanampy azy. Io dia azo adika hoe DH: "tsy hisy hanao na inona na inona hanampiana azy"

mampitony ny hatezerana

"mahatsaratsara ny olona hany ka tsy tezitra intsony izy"