plt_tn/pro/20/29.md

425 B

Ireo famelezana izay mandratra manaisotra ny ratsy ary ny kapoka dia mahatonga ny any anaty lalina hadio

Samy mitovy hevitra ihany ireo fanambarana ireo ary averina mba ho fanamafisana. Ny fampiasana famaizana ara-batana mba hananarana olona iray dia resahina toy ny hoe loto ny ratsy ary ny kapoka no nanadio azy. DH: "Ny fikapohana olona iray izay nanao ny tsy mety no hanitsy azy ka hahatonga azy ho olona tsara kokoa"