plt_tn/pro/20/23.md

832 B

Halan'i Yaveh ireo vato fandanjana tsy mitovy ary ny mizana tsy marina dia tsy tsara

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary ampiarahina mba hanindriana ny amin'ny faharatsian'izany.

Ny dian'ny olona dia tarihan'i Yaveh

Io dia azo atao hoe DH: "Yaveh no matarika ny dian'ny olona"

Ny dian'ny olona

Ilazana ireo karazan-javatra ataon'ny olona iray io. DH: "Ny ataon'ny olona"

koa ahoana no ahalalany izay lalany?

Ny valinteny ambadik'izany dia hoe tsy afaka ny hahalala izany izy. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "noho izany, dia tsy afaka mahalala ny lalany ny olona"

ahalalany izay lalany

Fomba fiteny io. Ny teny hoe "lalany" dia ilazana ny fiainan'ny olona iray. DH: "ahalalany ny antony hitrangan'ny zavatra sasany eo amin'ny fiainany"