plt_tn/pro/20/11.md

575 B

Na ny tanora aza dia fantatra amin'ny ataony

Io dia azo atao hoe DH: "Fantatry ny olona amin'ny asany ny tanora"

raha madio sy mahitsy ny fitondran-tenany

"raha madio sy marina ny fitondran-tenany na tsia"

ny fitondran-tenany

"ny asany" na "izay ataony"

madio sy mahitsy

Ireo teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary manindry ny amin'ny fahatsaran'izay tanora izany. Azo akambana ho teny iray ireo raha ilaina. DH: "madio"

sofina izay maheno ary ny maso izay mahita

Averina ny hevitra roa mitovy mba hanindriana fa Yaveh no nanao ny retsika rehetra.