plt_tn/pro/19/28.md

909 B

ny vavan'ny ratsy fanahy mitelina heloka

Ny fomba fankafizan'ny ratsy fanahy ny fanaovan-dratsy dia resahina toy ny hoe mitelina heloka mora foana tahaka ny fitelomana hanina izy ireo. DH: "mankafy ny fanaovan-dratsy tahaka ny fankafizany ny fihinanan-kanina ny ratsy fanahy"

ny vavan'ny ratsy fanahy mitelina

Eto dia ny "vavany" no iresahana ny ratsy fanahy. DH: "ny ratsy fanahy mitelina"

ny ratsy fanahy

Ilazana ny olona ratsy fanahy io. DH: "ny olona ratsy fanahy"

Vonona ho an'ireo mpaniratsiratsira ny fanamelohana ary ny kapoka ho amin'ny

Ny teny hoe "fanamelohana" sy "kapoka" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny. DH: "Vonona ny hanameloka sy hikapoka ... Yaveh"

ny kapoka ho amin'ny lamosin'ny

Azo ampidirina eto ny teny tsy ampy. DH: "vonona ho an'ny lamosin'ny ... ny kapoka" na "vonona ny hikapoka ny lamosin'ny ... Izy"

kapoka

fikapohana amin'ny karavasy na tsora-kazo