plt_tn/pro/19/03.md

591 B

sosotra ny fony

Eto dia amin'ny "fony" no iresahana ny olona iray mba hanindriana ny fihetseham-pony. DH: "sosotra izy"

Mahabe namana ny harena

Midika izany fa ny olona izay manan-karena dia hanana namana maro satria misarika ny olona ny harena. Ny hevitr'izany feno dia azo atao mazava. DH: "Ireo izay manan-karena dia mahita namana mora foana" (UDB)

fa ny olona mahantra kosa dia tafasaraka amin'ireo namany

Ny olo-mahantra dia tafasaraka amin'ny maro amin'ny namany nohon'ny fahantrany. Azo atao mazava kokoa ny hevitr'io. DH: "mahatonga ny olona ho very namana ny fahantrana"