plt_tn/pro/18/15.md

903 B

Ny fon'ny manan-tsaina dia mandranto

Eto dia amin'ny fony no iresahana ny olona manan-tsaina mba hanindriana ny faniriany. DH: "ny manan-tsaina maniry ny handranto"

ny manan-tsaina

Entina ilazana ny olona manan-tsaina io. DH: "ireo izay manan-tsaina" na "olona manan-tsaina"

mandranto

"mahazo"

ny sofin'ny hendry mitady izany

Eto dia amin'ny sofiny no iresahana ny olon-kendry mba hanindriana izay iriany ho re. DH: "ny hendry mikatsaka ny hianatra momba izany"

ny hendry

Entina ilazana ny olon-kendry io. DH: "ireo izany hendry" na "olon-kendry"

mitady izany

Eto ny teny hoe "izany" dia manondro ny "fahalalana"

mety hanokatra lalana

Eto ny hoe "hanokatra lalana" dia midika hoe mampisy fahafahana. DH: "mety hampisy fahafahana ho azy"

hitondra azy eo anoloan'ny

Famelana hahita olona iray no dikan'io. DH: "mamela azy hihaona" na "mamela azy ho ampahafantarina amin'ny"