plt_tn/pro/17/15.md

597 B

Ny olona izay manamarina ny olon-dratsy ary ny olona izay manameloka ny olo-marina

"Izay manamarina ny ratsy fanahy sy izay manemeloka ny marina"

manamarina

manambara ny olona iray ho tsy meloka

Nahoana ny adala no tokony handoa vola mba hianatra momba ny fahendrena, nefa izy tsy manana fahafahana akory ny hianatra izany?

Io fanontaniana fampisainana io dia manindry fa tsy tokony hanao izany ny adala. Io fanontaniana io dia azo soratana amin'ny endrika fanambarana. DH: "Tsy tokony handoa vola hianarana momba ny fahendrena ny adala satria tsy manana fahafahana hianatra izany izy"