plt_tn/pro/17/09.md

863 B

heloka

zavatra mandratra na mahatezitra olona

mamerina ny fahadisoana

Entina ilazana ny famerenana zava-nitranga taloha izay nandratra na nahatohina ny namana io. DH: "izay mamerina ny heloka taloha"

Miditra lalina kokoa any amin'ny olona izay manana fahazavan-tsaina ny teny mafy noho ny kapoka injato mankany amin'ny adala

Mampitaha ny fandairan'ny fibedesana amin'ny olona manana fahazavan-tsaina sy ny fandairan'ny kapoka amin'ny adala io. Ny fiantraikany eo amin'ireo olona ireo dia resahina toy ny hoe azo faritana amin'ny halalin'ny fidiran'izany ao amin'izy ireo izany. DH: "Ny fibedesana dia misy fiantraikany kokoa amin'ny olona ... noho ny kapoka injato amin'ny adala"

ny olona izay manana fahazavan-tsaina

"olona izay mitsara tsara" Ny teny hoe "fahazavan-tsaina" dia azo aseho amin'ny endrika matoanteny. DH: "olona izay mahatakatra"