plt_tn/pro/17/01.md

250 B

mangingina

Eto ny hoe "mangingina" dia entina ilazana ny "fiadanana." DH: "manam-piadanana"

trano feno hanina misy fifandirana

Misy teny tsy ampy eto; azo ampiana hoe "manana." DH: "toy izay ao amin'ny trano feno hanina izay misy fifandirana"