plt_tn/pro/16/33.md

285 B

Ny filokana dia atsipy eo am-pofoana

Io dia azo atao hoe DH: "Atsipin'ny olona eo am-pofoany ny filokana"

ny fanapahan-kevitra dia avy amin'i Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) Yaveh no manapaka ny fianjeran'ny filokana na 2) tsy ny filokana, fa Yaveh no mamaritra izay hitranga.