plt_tn/pro/16/31.md

12 lines
559 B
Markdown

# Ny volo-fotsy dia satro-boninahitra
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe satro-boninahitra ny volo-fotsy. Ny "volo-fotsy" dia sarinteny ilazana ny fahanterana. DH: "Ny olona izay ela niainana ka misy volo-fotsy dia tahaka ny olona izay manao satro-boninahitra eo amin'ny lohany"
# azo
Io dia azo atao hoe DH: "azon'ny olona"
# olona manapaka ny fanahiny
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona manapaka ny fanahiny tahaka ny fanapahan'ny mpanjaka ny vahoakany ny olona afaka mifehy ny fahatezerany sy ny fihetseham-pony. DH: "izay mahafehy ny fahatezerany"