plt_tn/pro/16/25.md

789 B

Misy lalana izay toa marina amin'ny olona

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana andehanan'ny olona fitondran-tena na toetran'ny olona iray. DH: "Heverin'ny olona fa mety ny fomba fiainany"

fa ny fiafarany dia lalana mankany amin'ny fahafatesana

Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ny "lalana" teo amin'ny andalana teo aloha. Io ''lalana" io dia mitondra amin'ny fahafatesana.

Ny homan'ny mpiasa no miasa ho azy

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona miasa ho an'ilay mpiasa ny homana. Midika izany fa ilay olona izay miasa dia atosiky ny faniriany hihinana. DH: "Miasa mba hahafapo ny hanoanany ny mpiasa"

ny hanoanany no manosika azy

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay manosika ny mpiasa hanohy hiasa ny "hanoanana." DH: "miasa hatrany izy satria noana"