plt_tn/pro/15/03.md

768 B

Fa amin'izao rehetra izao ny mason'i Yaveh

Eto ny teny hoe "maso" dia maneho ny fahafahan'i Yaveh mahita. DH: "Mahita ny zava-drehetra Yaveh"

ny ratsy sy ny tsara

Ny teny hoe "ratsy" sy "tsara" dia maneho ny olona. DH: "olon-dratsy sy ny olona tsara"

Ny lela manasitrana dia hazon'aina

Ny teny hoe "lela" dia entina ilazana ny teny. resahin'ny mpanoratra toy ny hoe hazo manome sakafo mitondra fahavelomana ny tenin'ny olona izay milaza zavatra manampy sy mankahery ny hafa.

ny lela mpamitaka dia manorotoro ny fanahy

Ny teny hoe "lela mpamitaka" dia ilazana ny teny izay feno fitaka sy mandratra. Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay notorotoroin'ny teny ny olona voaratra na anatin'ny famoizam-po. DH: "mampamoy fo olona ny teny feno fitaka"