plt_tn/pro/14/23.md

363 B

raha resaka fotsiny

"fa raha miresaka fotsiny ianao" na "fa raha miresaka fotsiny no ataon'ny olona"

Satro-boninahitry ny olon-kendry

Ny teny hoe "satro-boninahitra" dia maneho ny zava-bita avo indrindra araka izay azo atao sady hitan'ny rehetra. DH: "Ny valisoan'ny olon-kendry"

ny adalan'ireo adala

Adikao araka ny ao amin'ny 14:7 io andian-teny io.