plt_tn/pro/14/19.md

584 B

hiankohoka

Io dia midika hoe miondrika mba haneho haja sy voninahitra amin'ny olona iray am-panetre-tena. Eto io fihetsika iray io dia maneho ny fenekena ny olona manan-danja kokoa.

eo amin'ireo vavahadin'ny olo-marina

Ny teny hoe "vavahady" dia maneho ny fidirana mba hifanenana. Midika io fa tsy maintsy hiandry ny olo-marina ny ratsy fanahy ka hiangavy ny hiditra eo amin'ny fanatrehany. DH: "hihaona amin'ny olo-marina"

Ankahalaina ny olo-mahantra na dia ireo namany ihany aza

Io dia azo atao hoe DH: "Halan'ny olon-drehetra na dia ny namany ihany aza ny olo-mahantra"