plt_tn/pro/14/01.md

782 B

manangana ny tranony

"manorina ny tranony" na "manatsara ny tranony"

ny tranony

Ireo mety ho heviny dia 1) mety maneho ny tena tranony izany, izany hoe ilay rafi-trano honenany na 2) mety entina ilazana ny fianakaviany io. (UDB)

amin'ny tanany ihany

Ny "tanana" dia maneho ny asa ataony. DH: "ataony ihany" na "amin'ny fomba fitondran-tenany"

Izay ... izay

"Ny olona izay ... ny olona izay"

mandeha am-pahitsiana

Ny hoe "mandeha" dia entina ilazana ny fitondrana ny fiainana. DH: "mitondra ny fiainany amin'ny fomba ara-drariny sy marina"

manao tsinontsinona

"tsy manaja mafy" na "mampiseho fa mankahala"

amin'ny lalany dia manao tsinontsinona Azy

Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ilay lehilahy tsy marina ary ny "Izy" dia manondro an'i Yaveh.