plt_tn/pro/13/23.md

431 B

saha tsy mbola niasan'ireo

"Ny saha izay tsy nokarakaraina ho amin'ny famokarana sakafo" na "Saha foana mbola tsy vonona ho amin'ny fambolena"

voafafa amin'ny tsy rariny izany

Ny hoe "voafafa" dia maneho ny fanesorana zavatra tanteraka. Io dia azo atao hoe DH: "fa ny tsy rariny no maka izany sakafo izany" na "ny olona tsy marina no maka ireo sakafo"

mitandrina ny hampianatra azy tsara

"mitandrina ny hampianatra azy"