plt_tn/pro/13/07.md

401 B

mampanan-karena ny tenany

"izay manao izay hampanan-karenany tenany"

tsy mandre fampitahorana

Ireo mety ho heviny dia 1) tsy hisy handrahona ny hangalatra avy aminy satria tsy manana na inona na inona izay mety hoe tian'ny olona hangalarina izy 2) tsy hihaino izy rehefa manitsy azy ny olona satria tsy hisy na inona na inona hahavoa azy raha manafay azy izy ireo. DH: "tsy mihaino fibedesana"