plt_tn/pro/12/27.md

4 lines
151 B
Markdown

# hanatono ny hazan'izy ireo
Ny "haza" dia midika hoe biby tratra na novonoina teo am-pihazana. Ary ny "manatono" dia fomba iray hanamasahana sakafo.