plt_tn/pro/12/17.md

417 B

Ny tenin'izay miresaka an-kamehana dia tahaka fanindron'ny sabatra

Ny andian-teny hoe "fanindron'ny sabatra" dia maneho teny lozabe izay mandratra ny hafa. DH: "Izay lazain'ny olona tsy am-piheverana dia mety handratra tahaka ny hoe mitrobaka amin'ny sabatra."

lelan'ny hendry

Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. "izay lazain'ny olon-kendry"

mitondra fanasitranana

"mampahery sady manasitrana"