plt_tn/pro/12/07.md

701 B

Ny olona ratsy fanahy dia fongorina

Azo atao hoe DH: "Ho fongoron'ny olona ny ratsy fanahy" na "Ho esosrin'ny olona amin'ny fahefana ny ratsy fanahy"

tranon'ny

Ny teny hoe "trano" matetika dia ampiasaina amin'ny endrika misy hevitra ambadika ao amin'ny Baiboly mba hilazana ny razamben'ny olona, taranaka na havana hafa. DH: "fianakaviana" na "taranaka"

Deraina amin'ny habetsaky ny fahendrena hananany ny olona

Azo atao hoe DH: "Hidera ireo izay manam-pahendrena ny olona"

fa izay manao safidy ratsy kosa dia atao tsinotsinona

Azo atao hoe DH: "hankahala ireo ireo izay misain-dratsy mandrakariva ny olona" na "hankahala izay maka ny zavatra tsara ka mamadika izany ho ratsy ny olona"