plt_tn/pro/12/05.md

12 lines
464 B
Markdown

# Ny tenin'ny olona ratsy fanahy dia otrika miandry vintana hamonoana
Ny zavatra feno fitaka izay lazain'ny olona ratsy fanahy mba hanisiana ratsy ny hafa dia resahina toy ny hoe miandry hamono olona tampoka ny teniny. DH: "Ireo teny feno fitaka lazain'ny ratsy fanahy dia tahaka ny olona izay miandry ny hamono olona tampoka"
# ny tenin'ny mahitsy kosa no miaro azy ireo
"ny torohevitra avy amin'ny olona mahitsy no miaro ny olona"
# mahitsy
"ny olo-marona"