plt_tn/pro/11/19.md

235 B

ny iray izay

"ny olona izay"

manaraka ny ratsy

"manenjika ny ratsy" na "mikatsaka ny hanao ratsy"

manana fo mivadika

Ny "fo" dia maneho ny fihetseham-po, toetra ary faharisihan'ny olona iray. DH: "izay manana fihevi-dratsy"