plt_tn/pro/11/09.md

393 B

Amin'ny vavany no ... mpaniratsira

Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Ny tenin'ny mpaniratsira"

mahatonga ny tanàna ho lehibe

Ny "tanàna" dia maneho ny fiaraha-monina na vondron'olona. DH: "ambinina ny vondron'olona" na "lasa ambinina ny fiaraha-monina"

amin'ny vavan'ny ratsy fanahy

Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Ny tenin'ny olon-drasty"