plt_tn/pro/10/16.md

503 B

karaman'ny ... ny tombony

Amin'ny tena izy dia entina ilazana ny vola azon'ny mpiasa iray io fiteny io. Eto ireo dia sady maneho ny vokatry ny fanaovana ny mety sy ny fanaovana ny tsy mety.

Misy lalana mankany amin'ny fiainana ho an'izay manaraka ny fitsipi-pifehezana

"Ny olona izay mankatoa ny fampianarana hendry dia hanana fiainana lava sady falifaly.

fa izay mandà famaizana dia mandeha amin'ny lalan-diso

"fa izay tsy mankatoa ny fampianarana hendry dia tsy mba hanana fiainana tsara"