plt_tn/pro/10/14.md

212 B

ny vavan'ny adala

Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ny teny avy amin'ny olona adala"

ny tanàna mafy oriny

Entina ilazana ny harena ho tahaka ny toerana azo antokoa io. DH: "fiarovany"