plt_tn/pro/09/16.md

836 B

bado

"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"

hiverina eto

"miala amin'ny lalany ka mankaty"

hoy izy

Io ihany ilay vehivavy adala naroso tao amin'ny 9:13.

izay tsy misy saina

"ireo izay tsy manam-pahendrena" na "ireo izay tsy hendry"

Mamy ny rano nangalarina, ary matsiro ny mofon'ny tsiambaratelo

Miresaka momba ny fahafinaretana avy amin'ny rano nangalarina sy ny mofon'ny tsiambaratelo ireo vehivavy adala mba hitenenana amin'ireo lehilahy mba handry aminy, dia hahazo fafinaretana izy ireo. Azo atao mazava amin'ny endrika fampitahana io: "Mahazo makafy ahy tahaka ny fankafizanao rano izay nangalarinao na mofo izay miafinafina ianao"

fa any ny maty

"fa ireo lehilahy izay nankany aminy dia efa maty izao"

any amin'ny halalin'ny Fiainan-tsy hita

Ny Fiainan-tsy hita" dia entina ilazana ny tontolon'ny maty.