plt_tn/pro/08/30.md

24 lines
732 B
Markdown

# teo anilany aho
Mbola miteny ihany ny fahendrena. Izao ny fahendrena dia milaza fa eo akaikin'i Yaveh, izay midika fa mpanampy azy tamin'ny fahariana izao tontolo izao izy.
# Mpanao asa tanana tena mahay
Olona nofanina nandritra ny taona maro mba hahatsara tokoa ireo zavatra tena ilaina, tahaka ny fanaka na trano.
# fifaliany
"loharanom-pifaliana" na "antony hifaliana"
# isan'andro isan'andro
Fomba hanehoana ny hevitra ilazana ny fanao mahazatra na toe-javatra mitohitohy io. DH: "hatrany hatrany" na "amin'ny fotoana rehetra"
# tontolony rehetra
"ny tontolo rehetra nohariany" (UDB) na "izay rehetra nohariany"
# ireo zanak'olombelona
Manondro ny olombelona amin'ny ankapobeny io. DH: "ireo olona nataony ho nisy"