plt_tn/pro/08/14.md

20 lines
336 B
Markdown

# torohevitra tsara
"tolo-kevitra hendry"
# torohevitra
tolo-tsaina izay omena mba hanampy olona iray
# marina
tsara, azo iankinana
# lalin-tsaina aho
Eto ny fahendrena dia resahina toy ny hoe lalin-tsaina. DH: "Manana fahalalinan-tsaina aho"
# manan-kaja
olom-be, mitarika ny isam-pianakaviana manan-danja eo amin'ny firenena