plt_tn/pro/08/10.md

425 B

Mandraisa ny fampianarako fa tsy ny volafotsy

"Tokony hiezaka ny hahatakatra ny fampianarako mafimafy kokoa mihoatra ny hahazo volafotsy"

Fa tsara noho ny firavaka ny Fahendrena; tsy misy harena mitovy aminy

Eto ny Fahendrena, izay noraisina toy ny hoe vehivavy, dia tsy miteny. Kanefa, azo atao ny mampiteny ny Fahendrena koa eto. DH: "Fa izaho, Fahendrena, dia tsara noho ny firavaka; tsy ,misy harena sahala amiko"