plt_tn/pro/08/08.md

516 B

Ny tenin'ny vavako

Eto ny "teny" dia maneho hafatra na fampianarana. Ary koa, ny "vava" dia entina ilazana ilay olona miteny. DH: "Ireo zavatra ampianariko"

miolakolaka

"diso"

Mahitsy

"marina sady mazava"

ireo teniko dia marina ho an'ireo izay mahita fahalalana

Mety hidika io fa ireo izay mahita fahalalana dia hahazo mora foana fa marina ny tenin'ilay miteny. Eto ny "teny" dia maneho hafatra na fampianarana. DH: "ireo izay mahalala ny marina sy ny tsy mety dia mandray izay ampianariko ho marina"