plt_tn/pro/08/04.md

25 lines
769 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ireo olona ny Fahendrena ao amin'ny andininy 4-36.
# ny feoko dia ho an'ireo zanak'olombelona
Eto ny "feo" dia maneho ny teny izay lazaina. DH: "ny teniko dia ho an'ireo zanak'olombelona"
# ireo zanak'olombelona
Io sarinteny io dia maneho ny olombelona rehetra. DH: "ny olona rehetra"
# bado
"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"
# mianara fahendrena
Ny teny hoe "fahendrena" dia maneho izay inoan'ilay olona hendry sy ny fomba ataony. DH:
"ianaro ny fomba fanaon'ny olon-kendry" na "ianaro ny dikan'izany hoe hendry izany"
# manàna fahazavan-tsaina ianareo
Ny fahatakarana zavatra dia resahina toy ny hoe mahazo saina izay afa-mahatakatra. DH: "aoka hanomboka hahatakatra zavatra amin'ny sainao ianao"