plt_tn/pro/05/13.md

616 B

nanongilana ny sofiko tamin'ireo mpananatra ahy

Eto ny teny hoe "sofina" dia entina ilazana ilay olona mihaino. Ny fihainoana tsara ny olona iray dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mitongilana manakaiky mba hanakaiky ilay olona miteny. Jereo ny fomba nandikanao ny teny mitovy amin'izany ao amin'ny 4:20. DH: "nihaino ireo izay mba nananatra ahy"

teo afovoan'ny fiangonana, teo amin'ny fivorian'ny olona

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary entina ilazana ny fiaraha-monin'izany olona izany izay na 1) nivavaka tamin'Andriamanitra na 2) nitsara azy nohon'ny amin'ny fandikan-dalàny,