plt_tn/pro/03/27.md

365 B

Aza mamihina ny soa

"Aza mamihina izay tsara" na "Aza mamihina ny asa soa"

raha ao amin'ny herinao ihany ny hiasa

"raha afaka manampy ianao"

raha hanananao any aminao ihany ilay vola

"raha any aminao izao ny vola." Ny dikan'izany eto dia hoe manana ilay vola mba hanampiana anio ihany ilay olona, kanefa milaza amin'ilay namany mba hiverina rahampitso.