plt_tn/pro/03/01.md

683 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny zanany tahaka ny ray amin'ny alalan'ny hai-kanto.

aza manadino ny didiko

Ny teny hoe "didy" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "aza manadino izay andidiako anao"

tano ao am-ponao ny fampianarako

Io andian-teny io dia milaza amin'ny endrika fiteny tsy misy fandrarana ilay teny teo aloha izay nisy fandrarana. Eto ny teny hoe "fo" dia maneho ny saina. Ny teny hoe "fampianarako" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "tsarovy mandrakariva izay ampianariko anao"

andro lava sy taona maro hiainana

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy hevitra ary maneho ny fahavelomana ela. DH: "fahavelomana ela"