plt_tn/pro/02/16.md

575 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy mampianatra ny zanany ny fomba hiarovan'ny fahendrena azy ilay ray.

Fahendrena ary fahamalinana no hanavotra anao

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay mamonjy izay manana azy ny fahendrena sy ny fahamalinana. DH: "Raha manana fahendrena sy fahamalinana ianao, dia hamonjy ny tenanao"

ny sakaizan'ny fahatanorany

Manondro ny vadiny io, ilay novadiany tamin'ny tanora.

ny fanekeny tamin'ny Andriamaniny

Io koa dia entina ilazana ny fanekem-panambadiana izay nataony tamin'ny vadiny teo anatrehan'Andriamanitra.