plt_tn/pro/02/06.md

1.3 KiB

avy amin'ny vavany no hiavian'ny fahalalana sy fahazavan-tsaina

Eto ny "vava" dia manondro an'i Yaveh tenany na izay lazainy. DH: "avy amin'i Yaveh no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina" na "Yaveh no milaza amintsika izay mila fantarintsika sy takarintsika"

Mitahiry fahendrena tsara ho an'ireo izay ankasitrahany Izy

Toy ny hoe zavatra izay tehirizin'Andriamanitra ary omeny ny olona ny fahendrena raha ny firesaka an'i Yaveh mampianatra fahendrena. DH: "mampianatra izay tena hendry amin'ireo ankasitrahany Izy"

tsara

"azo iankinana"

Izy no ampingan'ireo

Ny fahafahan'i Yaveh miaro ny olony dia resahina toy ny hoe ampinga Izy. DH: "Andriamanitra dia miaro ireo"

mandeha amin'ny fahitsiana

Ny olona mitondra-tena amin'ny fahitsiana dia mandeha amin'ny fahitsiana izy ireo. DH: "izay mitondra tena amin'ny fahitsiana" na "izay miaina ny fiainany araka ny tokony hataony"

miambina ireo lalan'ny rariny Izy

Ireo mety ho heviny dia 1) ny rariny mihitsy no resahina toy ny hoe lalana. DH: "ataon'Andriamanitra azo antoka fa manao araka ny rariny ny olona" na 2) resahina toy ny hoe lalana ny fiainan'ny olona iray. DH: "miaro ireo izay manao araka ny rariny Andriamanitra"

hiaro ny lalàn'ireo

Ny fiainan'ny olona iray dia resahina toy ny hoe lalana na arabe. DH: "miaro ireo"