plt_tn/php/03/15.md

588 B

Isika rehetra izay matotra, aoka isika hieritreritra tahaka izany

Tian'i Paoly ireo namany mpino raha manana ny faniriana iray ihany izay notanisaina tao amin'ny 3:8. DH: "Izaho dia mampirisika antsika mpino rehetra izay mafy ara-pinoana mba hieritreritra tahaka izany"

dia ho asehon'Andriamanitra aminareo ihany koa izany

"Andriamanitra dia hanazava izany aminao koa" na "Andriamanitra dia hanome toky fa fantatrao izany"

na inona na inona efa tratrantsika, aoka isika hifikitra amin'izany

"aleho isika rehetra hanohy hankatoa ilay fahamarinana iray izay noraisintsika ihany"