plt_tn/php/01/25.md

834 B

Resy lahatra ny amin'izany

"Satria resy lahatra aho fa tsara kokoa ho anao raha velona"

fantatro fa hitoetra

"fantatro fa mbola hiaina" na "fantatro fa hiaina hatrany aho"

Mba ho ao amiko

"mba noho izaho" na "mba noho izay nataoko"

fa mijoro mafy amin'ny fanahy iray ianareo, amin'ny saina iray miara-miezaka ho an'ny finoana ny filazantsara

Ny hevitry ny fehezanteny roa eto dia mitovy ihany ary manasongadina ny lanjan'ny firaisan-kina.

amin'ny saina iray miara-miezaka

Ny mifanaiky amin'izy samy izy dia midika hoe miteny tahaka ny hoe saina iray ihany. DH: "mifanaiky sy miara-miezaka"

miara-miezaka

"miaraka miasa mafy"

ho an'ny finoana ny filazantsara

Mety ho dikany 1) "manaparitaka ny finoana izay mifototra amin'ny filazantsara" na 2) "Mino sy miaina arak'izay nampianarin'ny filazantsara antsika"