plt_tn/php/01/01.md

788 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny mpanoratra dia miarahaba ny olona rehetra ao amin'ny fiangonana ao Filipy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Satria Paoly dia manoratra atsy ho atsy hoe "izaho," izany dia midika fa Paoly no miresaka ary Timoty, izay niaraka taminy, dia manoratra izay lazain'i Paoly. Ny "ianareo" sy "anareo" ao amin'ity taratasy ity dia maneho ny mpino rehetra tao amin'ny fiangonan'i Filipy. Ary ny teny hoe "antsika" dia maneho ny mpino an'i Jesosy rehetra, Paoly, Timoty ary ireo mpino tao Filipy dia ao anatiny avokoa.

mpanompon'i Jesosy Kristy

"Izahay dia mpanompon'i Kristy Jesosy"

ho an'ireo rehetra voatokana ho an'i Jesosy Kristy

"ho an'ireo mpino rehetra an'i Kristy Jesosy"

mpiandraikitra sy ireo diakona

"ireo mpitarika fiangonana"