plt_tn/num/35/19.md

308 B

Ny mpamaly rà

Eto ny teny hoe "rà" dia sarinteny hilazana ny famonoana. DH: "Ny olona izay mamaly faty ny mpamono olona" na "Ny havana izay mitady hamaly faty"

ho vonoina tokoa ilay voampanga izay namely azy

DH: "tsy maintsy hamono ny voampanga tokoa ny havana" na "tsy maintsy maty ilay voampanga"