plt_tn/num/35/01.md

302 B

tany hay

faritra lehibe izay tany mahitsy

mba hanome ny sasany amin'ireo zara-taniny ho an'ireo Levita

Tsy nanome tany ho an'ireo Levita i Yaveh, ka tsy maintsy hipetraka ao amin'ireo tanàna izay an'ireo foko hafa izy ireo.

tany firaofam-bilona

tany izay hamahanana ahitra ireo biby fiompy