plt_tn/num/34/13.md

546 B

ho an'ireo foko sivy sy ny antsasaky ny foko

Io dia midika hoe ny sisan'ireo fokon'Israely izay mipetraka any andrefan'ny Reniranon'i Jordana ao amin'ny tany Kanana. Ireo fokon'i Robena sy Gada ary ny antsasa-pokon'i Manase dia efa nandray ny tanin'izy ireo tany atsinanan'ny Reniranon'i Jordana.

araka ny fanendrem-pananana ho an'ny fokon-drazan'izy ireo

"araka ny fomba nanendren'i Yaveh ny fananana ho an'ny fokon'ireo razamben'izy ireo"

Ireo foko roa sy ny antsasa-poko

"Ireo fokon'i Robena sy Gada, ary ny antsasa-pokon'i Manase"