plt_tn/num/33/55.md

475 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy milaza amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

tahaka ny zavatra eo amin'ny masonareo ary tsilo eo amin'ny tehezanareo

Tahaka ny zavatra kely eo amin'ny mason'ny olona na tsilo kely izay mipetaka eo amin'ny hoditry ny olona izay mety mahatonga fahavinirana lehibe mihitsy, koa na dia ny anjara kelin'ireo Kananita aza, raha tavela ao amin'ilay tany izany, dia hahatonga korontana lehibe ho an'ireo Israelita.