forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Ka nirehitra tamin'Israely ny hatezeran'i Yaveh
|
|
|
|
Yaveh lasa tezitra dia resahina toy ny hoe afo izay manomboka mandoro ny hatezerany. DH: "Nanjary tezitra mafy tamin'ny Israely Yaveh"
|
|
|
|
# efapolo taona
|
|
|
|
"40 taona"
|
|
|
|
# naha-rava ireo taranaka rehetra...teo imasony
|
|
|
|
DH: "nandringana ny taranaka rehetra Izy...teo imasony" na "ny taranaka rehetra...teo imasony dia maty"
|
|
|
|
# izay nanao ratsy teo imasony
|
|
|
|
Ny hoe eo imason'olona dia midika hoe eo anoloan'izany olona izany izay ahafahany mahita azy. DH: "izay nanao ratsy teo anoloan'i Yaveh" na "izay nanao ratsy teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"
|
|
|
|
# nisandratra teo amin'ny toeran'ny razambenareo ianareo
|
|
|
|
Ny fanaovan'ny vahoakan'i Robena sy Gada zavatra tahaka ny nataon'ireo razambeny dia resahina toy ny hoe nisandratra teo amin'ny toerana izany nanaovan'ireo razambeny izany izy ireo. DH: "efa nanomboka nanao tahaka ireo razambenareo ianareo"
|
|
|
|
# mba hanampy ny firehetan'ny hatezeran'i Yaveh amin'Israely
|
|
|
|
Ny nanaovan'ny vahoaka hahatezitra an'i Yaveh kokoa dia resahina toy ny hoe afo ny hatezerany ary manampy harina betsaka amin'izany afo izany ny vahoaka. DH: "nahatonga an'i Yaveh ho tezitra kokoa tamin'ny Israely aza"
|
|
|
|
# izany vahoaka rehetra izany
|
|
|
|
"izany vahoaka manontolo izany" na "izany taranak'olona rehetra izany"
|