plt_tn/num/32/10.md

605 B

Nirehitra ny hatezeran'i Yaveh

Yaveh lasa tezitra dia resahina toy ny hoe afo izay manomboka mandoro ny hatezerany. DH: "Nanjary tezitra mafy Yaveh"

tsy hisy amin'ireo olona

"tsy nisy tamin'ny vahoaka." Io andianteny io dia manondro ny lehilahy sy vehivavy.

roapolo taona no ho miakatra

"20 taona no ho mihoatra"

tsy nanaraka Ahy tanteraka

Ny hoe nitokana ho an'i Yaveh sy ny mankatoa Azy dia resahina toy ny hoe nanaraka an'i Yaveh izy ireo. DH: "nankatoa tanteraka Ahy" na "tena nanokan-tena ho Ahy"

Jefone...Nona

Ireo dia anaran-dehilahy.

Kenizita

Io dia anarana vondron'olona.