plt_tn/num/32/01.md

295 B

Ary

Io teny io eto dia nampiasaina mba hanamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Eto i Mosesy dia milaza ny fampahafantarana fototra momba ireo fokon'i Robena sy Gada.

Atarota, Dibona, Jazera, Nimra, Hesbona, Elale, Sebama, Nebo, ary Beona

Ireo dia anaran-tanàna.