plt_tn/num/31/28.md

442 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny hoe "Ahy" dia manondro an'i Yaveh.

Avy eo mitakia hetra avy amin'ireo miaramila izay nandeha an'ady

DH: "Angony ny hetra avy amin'ny babon'ireo miaramila ka omeo Ahy izany"

isan-dimanjato

"isaky ny 500"

amin'ny antsasak'ireo

"amin'ny antsasak'ireo miaramila"

hatolotra ho Ahy

DH: "izay hatolony ho Ahy"