plt_tn/num/31/03.md

728 B

Rongoy fiadina ho amin'ny ady ny sasany amin'ireo olonareo

"Omeo fitaovam-piadiana ny sasany amin'ireo lehilahinao"

mba handehanan'izy ireo hanohitra an'ireo Midiana sy hanatanteraka valifatin'i Yaveh amin'izany

"handeha hiady amin'ireo Midianita ary hanafay azy ireo tamin'izay nataon'izy ireo tamintsika"

arivo...roa arivo sy iray alina

"1.000 ... 12.000"

ireo olona an'arivorivon'Israely

"lehilahin'Israely maro"

dia avy any amin'ny foko rehetra ho an'ny ady ny an'arivony

DH: "ny foko tsirairay avy dia nandefa lehilahy 1.000 mba hiady"

roa arivo sy iray alina no fitambarany

Nandefa lehilahy avokoa ny foko 12 rehetra, anisan'izany ny fokon'i Levy. Nandefa lehilahy 1.000 mba hiady izy rehetra ireo.